IZAHO IRERY (SITRAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lavitr’olotiana anie ka manina
tsy mba manana elatra anie
ho any aminao
ny eritreritro no sisa
alefa ho anao snfr ’zaho tsy haditra
REF: izaho irery no mitanisa e!
aicpgz ireo lasa izay efa vita
maof mandrevy ny ho avy tsy hita e!
tiako mba ho fiainantsika
iny rahona iny anie no tononkira.serasera.org fiarako
alefa ho anao ny fitiavako
tsy hanambinana fa iray
ilay fitia anie e! ho mandrakizay
REF:
tsy mba manana elatra anie
ho any aminao
ny eritreritro no sisa
alefa ho anao snfr ’zaho tsy haditra
REF: izaho irery no mitanisa e!
aicpgz ireo lasa izay efa vita
maof mandrevy ny ho avy tsy hita e!
tiako mba ho fiainantsika
iny rahona iny anie no tononkira.serasera.org fiarako
alefa ho anao ny fitiavako
tsy hanambinana fa iray
ilay fitia anie e! ho mandrakizay
REF:
--------
Rohy:
