Ampidiro aloha ny tenimiafina
IZAHO IRERY (SITRAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lavitr’olotiana anie ka manina
tsy mba manana elatra anie
ho any aminao
ny eritreritro no sisa
alefa ho anao ’zaho tsy haditra
REF: izaho irery no mitanisa e!
ireo lasa tononkira.serasera.org izay efa vita
mandrevy ny ho avy tsy hita e!
tiako mba ho fiainantsika
iny rahona kepax iny anie no fiarako
alefa ho anao ny ybrbjuh fitiavako
tsy hanambinana fa iray
ilay gnbvb fitia anie e! ho mandrakizay
REF:
tsy mba manana elatra anie
ho any aminao
ny eritreritro no sisa
alefa ho anao ’zaho tsy haditra
REF: izaho irery no mitanisa e!
ireo lasa tononkira.serasera.org izay efa vita
mandrevy ny ho avy tsy hita e!
tiako mba ho fiainantsika
iny rahona kepax iny anie no fiarako
alefa ho anao ny ybrbjuh fitiavako
tsy hanambinana fa iray
ilay gnbvb fitia anie e! ho mandrakizay
REF:
--------
Link:
