Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ambarao ry vorona (Simone RAZAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Foiny ianao nitety onja
Vatolampy be mafonja
Kirihitr'ala sy lobolobo
Lohasaha misy dobo
Eny no misy hafaliana
tononkira.serasera.org bhvqiv Karazan-tsento sy tomany
O ry vorona ô mangina !
ekexy mgzzzi F'aleo aho no manontany
Misy hasambarana eny
Hitanao ry vorona ôô
Ranomaso miharo teny
Ka ambarao ry vorona ôô
Vatolampy be mafonja
Kirihitr'ala sy lobolobo
Lohasaha misy dobo
Eny no misy hafaliana
tononkira.serasera.org bhvqiv Karazan-tsento sy tomany
O ry vorona ô mangina !
ekexy mgzzzi F'aleo aho no manontany
Misy hasambarana eny
Hitanao ry vorona ôô
Ranomaso miharo teny
Ka ambarao ry vorona ôô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Simone RAZAKAVangy : 2754
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : BrunoPAYET
Daty : 20/07/2014 08:25
