Ambarao ry vorona (Simone RAZAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Foiny ianao nitety onja
Vatolampy be mafonja
Kirihitr'ala sy lobolobo
Lohasaha misy dobo
bzjhw Eny no misy hafaliana
lpkm tononkira.serasera.org Karazan-tsento sy tomany
O ry vorona ô mangina !
frwylp F'aleo aho no manontany
Misy hasambarana eny
Hitanao ry vorona ôô
Ranomaso miharo teny
Ka ambarao ry vorona ôô
Vatolampy be mafonja
Kirihitr'ala sy lobolobo
Lohasaha misy dobo
bzjhw Eny no misy hafaliana
lpkm tononkira.serasera.org Karazan-tsento sy tomany
O ry vorona ô mangina !
frwylp F'aleo aho no manontany
Misy hasambarana eny
Hitanao ry vorona ôô
Ranomaso miharo teny
Ka ambarao ry vorona ôô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Simone RAZAKAVangy : 2848
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : BrunoPAYET
Daty : 20/07/2014 08:25
