Ambarao ry vorona (Simone RAZAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Foiny ianao nitety onja
Vatolampy be mafonja
Kirihitr'ala sy mjgpe lobolobo
Lohasaha misy dobo
tononkira.serasera.org Eny no misy hafaliana
Karazan-tsento sy tomany
xuis O ry vorona ô mangina !
F'aleo aho no manontany
Misy hasambarana eny
Hitanao ry vorona ôô
Ranomaso miharo teny
Ka ambarao ry vorona ôô
fconivq
Vatolampy be mafonja
Kirihitr'ala sy mjgpe lobolobo
Lohasaha misy dobo
tononkira.serasera.org Eny no misy hafaliana
Karazan-tsento sy tomany
xuis O ry vorona ô mangina !
F'aleo aho no manontany
Misy hasambarana eny
Hitanao ry vorona ôô
Ranomaso miharo teny
Ka ambarao ry vorona ôô
fconivq
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Simone RAZAKAHits : 2715
Likes : 2 Like
Created by : BrunoPAYET
Date : 20/07/2014 08:25
