Tsy ho ela (Simon Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marina tokoa fa mijaly ianao ankehitriny,
Mitoetra ao anaty haizina ny fiainanao,
Nefa banjino ny ho avy ka atsaharo ny tomany.
Tsy ho ela dia ho tonga ao am-ponao lay maraina,
Tsy ho ela dia ho avy ilay masoandro nantenaina.
Ny andronao rehetra tsy mba niova hatramizay,
Atao ahoana moa idjyb rehefa semban-drahona,
Nefa tsarovy fa tsy maintsy zqvf mbola hisava.
Tsy tononkira.serasera.org ho ela dia ho tonga ao am-ponao lay maraina,

Dia ho tanteraka avokoa ny faniriana rehetra,
Nefa indrisy very maina fa nanjavona sy foana.
Tsy ho ela dia vjthxzzh ho tonga ao am-ponao lay maraina,

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Simon RandriaVisites : 2421
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 19/02/2015 10:31