Tsy ho ela (Simon Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marina tokoa fa mijaly ianao ankehitriny,
Mitoetra ao anaty ftfcioad haizina ny fiainanao,
Nefa banjino ny ho avy tononkira.serasera.org ka atsaharo ny tomany.
Tsy ho ela dia ho tonga ao am-ponao lay maraina,
Tsy ho ela dia ho avy ilay masoandro nantenaina.
Ny ubbvnlas andronao rehetra tsy mba niova hatramizay,
Atao ahoana moa rehefa semban-drahona,
Nefa tsarovy fa tsy maintsy mbola hisava.

Dia ho tanteraka avokoa ny faniriana rehetra,
Nefa indrisy very maina fa nanjavona sy foana.
Tsy xftv ho ela dia ho tonga ao am-ponao lay maraina,

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Simon RandriaVisites : 2316
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 19/02/2015 10:31