IANAO IRERY (Simon Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faniriako hatrizay ny hitoetra akaikinao
Hifankatia mandrakizay ka hiaraka nkrtilq aminao
Fa babonao avy hatrany ny ao anatiko ao
Raha nibanjina ahy ireo masonao
Fa ianao irery no tiako eto an-tany
Fa ianao irery no tiako tononkira.serasera.org ho tvxu doria
Ka ny hiran’ny fitia no ho kaloiko ho anao
Fa mamiko tokoa akia ny ho eo anilanao
Hasambarana hampiray ny fontsika ilay fitia
Ka ho lalana iray no hizorana ho doria
Fa ianao irery no tiako eto an-tany
Fa khmemle ianao irery no tiako ho doria

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Simon RandriaHits : 18754
Likes : 1 Like
Created by : Felana
Date : 08/09/2003 21:57