Tsy ho ela (Simon Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marina tokoa fa mijaly ianao ankehitriny,
Mitoetra ao anaty haizina ny fiainanao,
Nefa banjino ny ho avy ka atsaharo tononkira.serasera.org ny tomany.
Tsy ho ela dia ho tonga ao am-ponao lay maraina,
Tsy ho ela dia ho avy ilay masoandro nantenaina.
Ny andronao rehetra tsy mba niova hatramizay,
Atao ahoana agknhjzg moa rehefa semban-drahona,
Nefa tsarovy fa tsy maintsy mbola hisava.

Tsy ho ela fqrrl dia ho avy ilay masoandro nantenaina.
Dia ho tanteraka avokoa ny faniriana rehetra,
Nefa indrisy very maina fa nanjavona sy foana.

Tsy ho ela dia ho avy ilay masoandro dvjzonkj nantenaina.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Simon RandriaHits : 2421
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 19/02/2015 10:31