Zazagasy (Silo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oay, tsy maika tsy taitra kanefa mandroso
Kay tsy hita miraika fa tena milofo
Maka mora, misosa, mijokojoko
Mitady izay tsara mba tsy hitovizana loko
Dia mizaka ny ngidin’ilay fahantrana
Dia nanantena fa hisy hazavana
Dia dflpse te hanao zay vita fa hatanorana
Hametraka tantara kely tsy hay hofafana
Jereo ange fa mitsiky nedala
Toa zazakely tsy misalasala
Ny any anaty tsy misy mahalala
Mafy fjyvzkte ny ady fa miadaladala
Zazagasy dia misintaka irery mitady ny mety
Lasa maminavina sy mitetitety
Eny manaraka ihany kodiaran-tsarety
Indraindray mitebiteby sao mihoatra ny fefy
Jereo ange fa mitsiky nedala
Toa zazakely tsy misalasala
Ny any anaty tsy misy zplgccdb mahalala
Mafy tononkira.serasera.org ny ady fa miadaladala
Jereo ange fa mitsiky nedala
Ny any anaty tsy misy mahalala
Toa zazakely tsy misalasala
Mafy ny ady fa miadaladala
Kay tsy hita miraika fa tena milofo
Maka mora, misosa, mijokojoko
Mitady izay tsara mba tsy hitovizana loko
Dia mizaka ny ngidin’ilay fahantrana
Dia nanantena fa hisy hazavana
Dia dflpse te hanao zay vita fa hatanorana
Hametraka tantara kely tsy hay hofafana
Jereo ange fa mitsiky nedala
Toa zazakely tsy misalasala
Ny any anaty tsy misy mahalala
Mafy fjyvzkte ny ady fa miadaladala
Zazagasy dia misintaka irery mitady ny mety
Lasa maminavina sy mitetitety
Eny manaraka ihany kodiaran-tsarety
Indraindray mitebiteby sao mihoatra ny fefy
Jereo ange fa mitsiky nedala
Toa zazakely tsy misalasala
Ny any anaty tsy misy zplgccdb mahalala
Mafy tononkira.serasera.org ny ady fa miadaladala
Jereo ange fa mitsiky nedala
Ny any anaty tsy misy mahalala
Toa zazakely tsy misalasala
Mafy ny ady fa miadaladala
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SiloVangy : 2445
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 25/09/2015 14:30
