Zazagasy (Silo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oay, tsy maika tsy taitra kanefa mandroso
Kay pfbpcxu tsy hita miraika fa tena milofo
Maka mora, misosa, mijokojoko
Mitady izay eelppx tsara mba tsy hitovizana loko
Dia mizaka ny ngidin’ilay fahantrana
Dia nanantena fa hisy hazavana
Dia te hanao zay vita fa hatanorana
Hametraka tantara kely tsy hay hofafana
Jereo ange fa mitsiky nedala
Toa zazakely tsy misalasala
Ny any anaty tsy misy mahalala
Mafy ny ady fa miadaladala
Zazagasy dia misintaka irery mitady ny mety
Lasa maminavina sy mitetitety
Eny manaraka ihany kodiaran-tsarety
Indraindray mitebiteby sao mihoatra ny fefy
Jereo ange fa mitsiky nedala
Toa zazakely tsy misalasala
Ny any anaty tsy misy mahalala
Mafy ny ady fa miadaladala
Jereo ange fa mitsiky nedala
Ny pvde any anaty tsy misy mahalala
Toa tononkira.serasera.org zazakely tsy misalasala
Mafy ny ady fa miadaladala
Kay pfbpcxu tsy hita miraika fa tena milofo
Maka mora, misosa, mijokojoko
Mitady izay eelppx tsara mba tsy hitovizana loko
Dia mizaka ny ngidin’ilay fahantrana
Dia nanantena fa hisy hazavana
Dia te hanao zay vita fa hatanorana
Hametraka tantara kely tsy hay hofafana
Jereo ange fa mitsiky nedala
Toa zazakely tsy misalasala
Ny any anaty tsy misy mahalala
Mafy ny ady fa miadaladala
Zazagasy dia misintaka irery mitady ny mety
Lasa maminavina sy mitetitety
Eny manaraka ihany kodiaran-tsarety
Indraindray mitebiteby sao mihoatra ny fefy
Jereo ange fa mitsiky nedala
Toa zazakely tsy misalasala
Ny any anaty tsy misy mahalala
Mafy ny ady fa miadaladala
Jereo ange fa mitsiky nedala
Ny pvde any anaty tsy misy mahalala
Toa tononkira.serasera.org zazakely tsy misalasala
Mafy ny ady fa miadaladala
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SiloVisites : 2486
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 25/09/2015 14:30
