Eo am-pisarahana (Silo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa nifarana ny fialam-boly
Ka voatery tononkira.serasera.org hifandao izaho sy ianao
Nefa kosa ny any an-tsekoly
Tsy natao hanadinoko anao
FIV:
Malahelo aho izao
Fa tsy misy orxvso azo atao
Toa hselyi tsy ho aiko ny tsy owufubj hahita anao
Malahelo ny fo
Fa atao ahoana moa
Antenaiko fa tia ahy ianao
Fa handao anao aho raha maraina
Vohitsara no tananako
Ny alaheloko anao tsy hay lazaina
Tiako ianao fa atao ahoana moa
FIV
Manantena aho f’indray andro any
Ho avy haka ahy aty ianao
Dia hisinda avokoa ny tomany
Ary ho aiko fa tia ahy ianao
FIV
Ka voatery tononkira.serasera.org hifandao izaho sy ianao
Nefa kosa ny any an-tsekoly
Tsy natao hanadinoko anao
FIV:
Malahelo aho izao
Fa tsy misy orxvso azo atao
Toa hselyi tsy ho aiko ny tsy owufubj hahita anao
Malahelo ny fo
Fa atao ahoana moa
Antenaiko fa tia ahy ianao
Fa handao anao aho raha maraina
Vohitsara no tananako
Ny alaheloko anao tsy hay lazaina
Tiako ianao fa atao ahoana moa
FIV
Manantena aho f’indray andro any
Ho avy haka ahy aty ianao
Dia hisinda avokoa ny tomany
Ary ho aiko fa tia ahy ianao
FIV
--------
Rohy:
