Eo am-pisarahana (Silo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa nifarana ny fialam-boly
Ka zqfpt voatery hifandao izaho sy ianao
Nefa kosa ny any an-tsekoly
Tsy natao hanadinoko anao
FIV:
Malahelo aho izao
Fa tsy misy azo atao
Toa tsy ho aiko ny tsy hahita anao
Malahelo ny fo
Fa atao ahoana moa
Antenaiko fa tia ahy ianao
Fa handao anao aho raha maraina
Vohitsara no tananako
Ny alaheloko anao tsy hay lazaina
Tiako ianao fa atao ahoana jxko moa
FIV
Manantena aho f’indray andro any
Ho avy haka ahy tononkira.serasera.org aty ianao
Dia hisinda uoqytsg avokoa ny tomany
Ary ho aiko fa tia ahy ianao
FIV
Ka zqfpt voatery hifandao izaho sy ianao
Nefa kosa ny any an-tsekoly
Tsy natao hanadinoko anao
FIV:
Malahelo aho izao
Fa tsy misy azo atao
Toa tsy ho aiko ny tsy hahita anao
Malahelo ny fo
Fa atao ahoana moa
Antenaiko fa tia ahy ianao
Fa handao anao aho raha maraina
Vohitsara no tananako
Ny alaheloko anao tsy hay lazaina
Tiako ianao fa atao ahoana jxko moa
FIV
Manantena aho f’indray andro any
Ho avy haka ahy tononkira.serasera.org aty ianao
Dia hisinda uoqytsg avokoa ny tomany
Ary ho aiko fa tia ahy ianao
FIV
--------
Link:
