Fitiavagna Farany Volagna[FFV] (Shyn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
By Rom-ka Obama Fortunez



Tsy karaha an'izegny nahaizako anao taloha
Fitiavagnanao à Gogo, A baby yeah.
Fô lany eh
Tambitamby hafaliagna azo taminao
Raha jiaby natao t'antsitra-po
Tsisy vandy yeah

Fö tatoato niova anao
Tsy aiko ino raha nampahaola anao
Masiaka koa tsisy vola zah
Nanjary tia la vie oh.
Haiko magniry ny hafa anao
Kamo fa tsy te hiasa anao
Zaho isan'andro miasaloha
Mihentigny faty yeah..

Fitiavagna faran'ny volagna ninao
Herin'andro fogna paré
Avake ahidizagna calin eh oh
Tsy haiko nagnino niova ny rano oh
Azon'ny tazon-kariagna anao baby eh
Avilay tsaiky hiasa ramose eh oh
Fa tsy Papa money

Mailamailaka anao magnaraka anahy amin'ny Banky
Rehefa faravaolagna.
Angalaka money yeah!!
Efa fantako anie fikanao
Fantako raha tianao atao
Hanataka  anahy anao
Hagnafoka anahy yeah
Maika anao
Sady miangoty mi- BB BB
Arak'izay be fitiavagna be
Misy ambadika misy intérêt..
Bisous avy ambavahady
Fôgna tsy misy ny ady
Oh Madamo oh..

Fitiavagna faran'ny volagna ninao
Herin'andro fogna paré
Avake ahidizagna calin eh oh
Tsy haiko nagnino niova ny rano oh
Azon'ny tazon-kariagna anao baby eh
Avilay tsaiky iasa ramose eh oh
Fa tsy Papa money
Money money
......................
Zaho tsy papa Money
Money money
Oh Zaho tsy papa Money
Money  money
Zaho tsy papa Money
Money  money

Fitiavagna faran'ny volagna ninao
Herin'andro fogna paré
Avake ahidizagna calin eh oh
Tsy haiko nagnino niova ny rano oh
Azon'ny tazon-kariagna anao baby eh
Avilay tsaiky hiasa ramose eh oh
Fa tsy Papa money
.......................
Oh Zaho tsy papa Money
Money  money
Zaho tsy papa Money
Oh Zaho tsy papa Money
Oh yeah, oh yeah yeah iii..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Shyn
Vangy : 29
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Romka
Daty : 23/02/2026 12:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0336