Hangalaka anao (Shyn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy kisendrasendra fa sitrakin'ny Ray ny amintsika roa
Niara nifanjohizohy fogna hatramin'izay nifankahazo am-po
Dia nisy ny ambony nisy ny ambany nisy ny hafanana nisy ny tomagny
Tsy nampiova raha zany
Dia nifankatia tokoa
Tena mamy

Refrain :
Hangalaka anao aro diako
Tiako regnindanitra ho regnintany
Hangalaka anao aro diako
Ho vady ho andefimandry
Tapakevitra za aminao
Tsy hisalasala fa ano ooh
Tapakevitra zah aminao
ooooh oooh oooh anooo

Zegny toetra ratsy sy ny tsara,ny tantarako jiabi-jiaby,fantano
Ny fahalemeko sy ny heriko tsy avy amin-jovy f'aminao ooooh!!

Refrain :
Hangalaka anao aro diako
Ho regnindanitra, ho regnintany
Hangalaka anao aro diako
Ho vady ho andefimandry
Tapakevitra zah aminao
Tsy hisalasala fa ano ooh
Tapakevitra zah aminao
ooh oooh ano

Ke na ino raha hiseho
Na ino raha hisy
Zaho tsy hiala
Zaho tsy ho leo
Na tafondro hipoaka
Na varatra hilatsaka
Tsy hafantatra oka
Za fa tafalatsaka

Hagnano sonia
Hagnano sonia

Hangalaka ano aro diako
ho regnindanitra ho regnintany

Refrain :
Hangalaka anao aro diako
Ho regnindanitra, ho regnintany
Hangalaka anao aro diako
Ho vady ho andefimandry
Tapakevitra zah aminao...

Hangalaka anooo oô!
Hangalaka anao aro diako
ho vady ho andefimandry
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Shyn
Vangy : 14576
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 26/02/2019 19:20
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5384