You are here: home > Tononkira > Shyn

Ngoma (feat Denise) (Shyn)

Mena masoandro
Kara isanandro
Manigna anao 'zaho aty
Alone
Sarognan-tazo
Mafy raha mahazo
Raha jiaby atao
Tsy mandeha amin'ny laoniny

Te hagnaraka anao
Mbo te hanagn'elatra
Fa tsy hay raha atao
Voatery 'zaho mipetraka
Te hagnaraka anao
Mbo te hanagn'elatra
Fa tsy hay raha atao
Voatery 'zaho mTsiky dia ampyipetraka

Ngoma 'zaho, ngoma anao
Ngoma 'zaho, tafitomany
Ngoma 'zaho, ngoma aano
Ngoma 'zaho, te ho agny aminao agny  

Eritreritro misarintsarigna eh
Very hevitra zaho very marina eh
Ngoma anao, ngoma anao

Ngoma 'zaho, ngoma anao
Ngoma 'zaho, tafitomany
Ngoma 'zaho, ngoma aano
Ngoma 'zaho, te ho agny aminao agny  

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Shyn
Mpamaky : 31427
Mpakafy : 5 Ankafizo
Nampidirin'i : dinahsrjtovo
Tamin'ny : 30/10/2018 14:00:25
ID : 11081

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo