OVERDOSE (Shyn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eka mamiko ô,tiàko an'iha!
Tiàko hambara anao ny foko tsy miova hatrizao!
Eka mamiko ô, tiàko an'iha!
Sagnatria ahy ny handao na hagnalavitry anao;
Fiaignako manontolo tsy mety izy koa tsisy anao.
Tebitebiko foàgna, hadignako lafa mipetraky ankilanao!
Fahadisoàko voafafa, novanao pejy vaovao eh!
Eka Niny e! Tiàko anao!

Tsy mahafantatra aoka e ty aiko, tsy mahafantatra aoka e!
Tsy mahafantatra aoka e ty aiko, anao ilaiko, anao araiky!
Tsy mahalala môky ty saiko, tsy mahalala môky e!
Tsy mahalala môky ty saiko ô! Anao ilaiko, anao araiky!

Tiàko miaigny ankilanao ho'aho!
Eo no mahasalama anahy ah ya
Tiàko miaigny ankilanao an
Foagna iaby ny ahiahy ah ya
Tiàko miaigny ankilanao ah
Eo no mahasalama anahy ah ya
Tiàko miaigny ankilanao ah
Foagna iaby ny ahiahy ya ya

Eka mamiko ô! Tiàko an'iha!
Tiàko hambara anao ny foko tsy miova hatrizao.
Eka mamiko ô! Tiàko an'iha!
Sagnatria ahy ny handao na hagnalavitra anao!

Ndre miliara ty an-tanako, tsy misy dikany avao!
Na tragno bongo ty ahy, mitovy amin'ny lapa voaravaky tsikinao.
Fiaignako manontolo tsy mety izy koa tsisy anao!
Hey! Eka Niny a! Tiàko anao!

Tsy mahafantatra aoka e ty aiko , tsy mahafantatra aoka e!
Tsy mahafantatra aoka e ty aiko, anao ilaiko, anao araiky!
Tsy mahalala môky ty saiko ô! Tsy mahalala môky!
Tsy mahalala môky ty saiko, anao ilaiko, anao araiky!

Tiàko miaigny ankilanao......foàgna iaby ny ahiahy ya ya!

Tsy mahalala aoka....

SHYN
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Shyn
Vangy : 14250
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : hanitra19
Daty : 14/11/2017 16:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2193