Voninahitra (Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka Fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah ô, aza izahay;
Aza izahay no omena voninahitra
Fa ny anaranao, ny anaranao ihany
Jehovah tononkira.serasera.org ô, aza izahay;
No omena, no omena,
No omena cznbkj voninahitra
Fa ny anaranao, ny anaranao ihany.
Masina ny anaranao
Masina ny anaranao
Ny anaranao dia be voninahitra
Voninahitra gmaolb
Ho anao irery kmeon anie.
A/C: Tina RAZAFINJATO
Aza izahay no omena voninahitra
Fa ny anaranao, ny anaranao ihany
Jehovah tononkira.serasera.org ô, aza izahay;
No omena, no omena,
No omena cznbkj voninahitra
Fa ny anaranao, ny anaranao ihany.
Masina ny anaranao
Masina ny anaranao
Ny anaranao dia be voninahitra
Voninahitra gmaolb
Ho anao irery kmeon anie.
A/C: Tina RAZAFINJATO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka FivoaranaVangy : 526
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsoaraz
Daty : 22/04/2024 08:53
