Ampidiro aloha ny tenimiafina
Voninahitra (Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka Fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah ô, aza izahay;
Aza izahay no omena zghzpfyz voninahitra
Fa ny anaranao, ny anaranao ihany
Jehovah ô, aza izahay;
No omena, no omena,
No omena limr voninahitra
Fa ny anaranao, ny anaranao ihany.
Masina ny anaranao
Masina ny anaranao
Ny anaranao tononkira.serasera.org dia be voninahitra
Voninahitra
Ho anao irery anie.
A/C: svxkytdn Tina RAZAFINJATO
Aza izahay no omena zghzpfyz voninahitra
Fa ny anaranao, ny anaranao ihany
Jehovah ô, aza izahay;
No omena, no omena,
No omena limr voninahitra
Fa ny anaranao, ny anaranao ihany.
Masina ny anaranao
Masina ny anaranao
Ny anaranao tononkira.serasera.org dia be voninahitra
Voninahitra
Ho anao irery anie.
A/C: svxkytdn Tina RAZAFINJATO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka FivoaranaHits : 553
Likes : 0 Like
Created by : Tsoaraz
Date : 22/04/2024 08:53
