Tsy maintsy sedraina (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bnxnu 1-Ny fiainana antany no ndeha holazaina
Toa sarotra ihany,tsy misy antenaina
Voalaza fa ady re ny fiainana
Sedraina avokoa, ‘reo olana maro
Toa sarotra vahana,mila tana-maro
Izany re tsy ilaozam-pahoriana koa
2-Ny fiainana an-tany no ndeha holazaina
Toa sarotra ihany,tsy misy antenaina
Voalaza fa ady re ny fiainana
Ny zava-miseho, tsy maintsy sedraina
Na mafy io na mora, mihatra aman’aina
Izany re tsy hilaozam-pihafiana koa
REF:Toa mila tsy zaka zakaina
Mampitomany , mampitaraina
Ny fiainana ve, tsy maintsy sedraina
Raha hbqw toa ianao ka mbola te ho velon’aina
Mitrakàha dia mitsangana miasà
Raha Jesoa hwrvejtw no hitantana anao
Amin’izay ezaka ataonao
Dia aza kivy ianao,na be taraina
Ny ezaka atao tsy very maina
tononkira.serasera.org Matokia , ny Tompo tsy handao anao
ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto
Toa sarotra ihany,tsy misy antenaina
Voalaza fa ady re ny fiainana
Sedraina avokoa, ‘reo olana maro
Toa sarotra vahana,mila tana-maro
Izany re tsy ilaozam-pahoriana koa
2-Ny fiainana an-tany no ndeha holazaina
Toa sarotra ihany,tsy misy antenaina
Voalaza fa ady re ny fiainana
Ny zava-miseho, tsy maintsy sedraina
Na mafy io na mora, mihatra aman’aina
Izany re tsy hilaozam-pihafiana koa
REF:Toa mila tsy zaka zakaina
Mampitomany , mampitaraina
Ny fiainana ve, tsy maintsy sedraina
Raha hbqw toa ianao ka mbola te ho velon’aina
Mitrakàha dia mitsangana miasà
Raha Jesoa hwrvejtw no hitantana anao
Amin’izay ezaka ataonao
Dia aza kivy ianao,na be taraina
Ny ezaka atao tsy very maina
tononkira.serasera.org Matokia , ny Tompo tsy handao anao
ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVangy : 1323
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouhrazan
Daty : 09/03/2018 08:28
