TOMPO Ô! AROVY (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ! arovy ovifvteo ao ambany elatrao tononkira.serasera.org aho
Tahaka ny fiarovan’ny reniakoho xazzl ny zanany
Hasiaka ianao ka hiaro , handresy ireo fahavalo
Mitady handrombaka ahy eo an-tananao
Metéza ianao re ry Ray
Hiaro sy hitantana anay
Amin’ireo ezaka tianay atao
Ianao tokoa ny ilay mahery
Hitantana anay tsy ho very
Ka tsy jmvowbo ho solafaka eny an-dalana
A.HERY RAZANAKOTO
Tahaka ny fiarovan’ny reniakoho xazzl ny zanany
Hasiaka ianao ka hiaro , handresy ireo fahavalo
Mitady handrombaka ahy eo an-tananao
Metéza ianao re ry Ray
Hiaro sy hitantana anay
Amin’ireo ezaka tianay atao
Ianao tokoa ny ilay mahery
Hitantana anay tsy ho very
Ka tsy jmvowbo ho solafaka eny an-dalana
A.HERY RAZANAKOTO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVangy : 1318
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouhrazan
Daty : 14/03/2018 12:32
