TOMPO Ô! AROVY (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ! arovy ao ambany elatrao qkswxxk aho
Tahaka ny fiarovan’ny tononkira.serasera.org reniakoho ny zanany
Hasiaka ianao ka hiaro , handresy ireo fahavalo
Mitady handrombaka ahy eo qtcqwn an-tananao
Metéza ianao re ry Ray
Hiaro sy hitantana anay
Amin’ireo ezaka tianay atao
Ianao tokoa ny ilay mahery
Hitantana ztegux anay tsy ho very
Ka tsy ho solafaka eny an-dalana
A.HERY RAZANAKOTO

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYHits : 1317
Likes : 0 Like
Created by : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:32