TOMPO Ô! AROVY (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ! arovy ao ambany elatrao aho
Tahaka ny fiarovan’ny reniakoho ny zanany
Hasiaka ianao tononkira.serasera.org ka hiaro , handresy ireo fahavalo
Mitady handrombaka ahy eo an-tananao
Metéza xyxla ianao re ry Ray
Hiaro feqr sy hitantana anay
Amin’ireo ezaka tianay nqwf atao
Ianao tokoa ny ilay mahery
Hitantana anay tsy ho very
Ka tsy ho solafaka eny an-dalana
A.HERY RAZANAKOTO
Tahaka ny fiarovan’ny reniakoho ny zanany
Hasiaka ianao tononkira.serasera.org ka hiaro , handresy ireo fahavalo
Mitady handrombaka ahy eo an-tananao
Metéza xyxla ianao re ry Ray
Hiaro feqr sy hitantana anay
Amin’ireo ezaka tianay nqwf atao
Ianao tokoa ny ilay mahery
Hitantana anay tsy ho very
Ka tsy ho solafaka eny an-dalana
A.HERY RAZANAKOTO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVisites : 1319
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:32
