Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tandremonao (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF : Mamafy rivotra hijinja tadio
Tandremonao sao dia mba tratran’io
Ny voa tononkira.serasera.org nafafy tsy maintsy jinjaina
Koa mandehana fa aza malaina
1)Raha toa noana ny fahavalo
Dia mandehana lzpgxmj omeo sakafo
Raha mangahetaheta ny namanao
Omeo rano izy ireo hosotroiny
2)Raha toa ka misy ireo mahantra
Dia mandehana omeo fiantrana
Raha toa jtedjivn ka misy ireo malemy
Dia mandehana hatanjao izy ireny
3)Ka mba fidio ny voa csnbub afafy
Ho masomboly tena voasedra
Dia hohitanao ny vokatr’io
Fa taona ziana ê! Ny fiainanao
A.Hery Razanakoto
Tandremonao sao dia mba tratran’io
Ny voa tononkira.serasera.org nafafy tsy maintsy jinjaina
Koa mandehana fa aza malaina
1)Raha toa noana ny fahavalo
Dia mandehana lzpgxmj omeo sakafo
Raha mangahetaheta ny namanao
Omeo rano izy ireo hosotroiny
2)Raha toa ka misy ireo mahantra
Dia mandehana omeo fiantrana
Raha toa jtedjivn ka misy ireo malemy
Dia mandehana hatanjao izy ireny
3)Ka mba fidio ny voa csnbub afafy
Ho masomboly tena voasedra
Dia hohitanao ny vokatr’io
Fa taona ziana ê! Ny fiainanao
A.Hery Razanakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVangy : 1256
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouhrazan
Daty : 09/03/2018 08:27
