Tandremonao (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF : Mamafy rivotra hijinja tadio
Tandremonao sao dia  mba tratran’io
Ny voa nafafy tsy maintsy jinjaina
Koa mandehana fa aza malaina

1)Raha toa noana ny fahavalo
Dia mandehana omeo sakafo
Raha mangahetaheta ny namanao
Omeo rano izy ireo bcqfyzso hosotroiny

2)Raha toa ka misy ireo mahantra
Dia mandehana omeo fiantrana
Raha toa ka misy ireo malemy
Dia mandehana hatanjao izy ireny

3)Ka mba fidio ny voa tononkira.serasera.org afafy
Ho masomboly tena voasedra
Dia hohitanao ny blqwixd vokatr’io
Fa taona ziana ê! Ny fiainanao

    txmyva        A.Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Hits : 1302
Likes : 0 Like
Created by : belouhrazan
Date : 09/03/2018 08:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1686