LAZAIKO AMINAREO (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Lazaiko aminareo marina tokoa e!
Fa izay rehetra antaonareo
Tamin'ireo madinika ireo
No nataonareo tamiko.
1- Noana aho nomenareo sakafo
Narary aho dia notsamboinareo
tononkira.serasera.org Tsy nanana dia novonjenareo
yuoxq Nigadra aho dia novanginareo
2-Nangetaheta aho nomenao rano
ixfnmu Nivahiny aho dia novohanao trano
Tsy nanana aho dia notafinareo
Raha lavo aho dia nobatainareo
lmeqsgmq A.Hery Razanakoto
Lazaiko aminareo marina tokoa e!
Fa izay rehetra antaonareo
Tamin'ireo madinika ireo
No nataonareo tamiko.
1- Noana aho nomenareo sakafo
Narary aho dia notsamboinareo
tononkira.serasera.org Tsy nanana dia novonjenareo
yuoxq Nigadra aho dia novanginareo
2-Nangetaheta aho nomenao rano
ixfnmu Nivahiny aho dia novohanao trano
Tsy nanana aho dia notafinareo
Raha lavo aho dia nobatainareo
lmeqsgmq A.Hery Razanakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVangy : 1561
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouhrazan
Daty : 13/03/2018 10:17
