LAZAIKO AMINAREO (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Lazaiko aminareo marina tokoa e!
Fa izay rehetra antaonareo
Tamin'ireo madinika zabpnvaa ireo
No nataonareo tamiko.
1- Noana aho nomenareo znqlfkl sakafo
Narary aho dia notsamboinareo
Tsy nanana dia novonjenareo
Nigadra aho dia novanginareo
2-Nangetaheta tononkira.serasera.org aho nomenao rano
Nivahiny aho dia novohanao trano
Tsy nanana aho dia notafinareo
Raha lavo aho dia nobatainareo
danfcw A.Hery Razanakoto
Lazaiko aminareo marina tokoa e!
Fa izay rehetra antaonareo
Tamin'ireo madinika zabpnvaa ireo
No nataonareo tamiko.
1- Noana aho nomenareo znqlfkl sakafo
Narary aho dia notsamboinareo
Tsy nanana dia novonjenareo
Nigadra aho dia novanginareo
2-Nangetaheta tononkira.serasera.org aho nomenao rano
Nivahiny aho dia novohanao trano
Tsy nanana aho dia notafinareo
Raha lavo aho dia nobatainareo
danfcw A.Hery Razanakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYHits : 1562
Likes : 0 Like
Created by : belouhrazan
Date : 13/03/2018 10:17
