LALANA TOKANA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa tia ! Ianao no voalaza fa
Làlana sy fahamarianana
Ary fiainana ho anay tokoa
Tsy misy atiwn olona ‘zay
Mankany any hwhugsu amin’ny Ray
Raha tsy amin’ny alalanao.

1)Raha te hahita ny Ray dia làlana tokana
Làlana tokoa ihany no azo aleha
Na lavitra io na akaiky, na fiakaram-be
Tsy misy safidy qifbz io fa io no tsy maintsy alehanao


2)Jesoa kristy tokoa no ‘lay làlana tokana
Fa sandoka avokoa tononkira.serasera.org raha ny ankotr’izay
Koa minoa an’I Jesoa ho Tompo Mpamonjy anao
Dia azonao antoka ‘lay fiana-mandrakizay.


         A.Hery Razanakoto( Juin 2015

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Hits : 1459
Likes : 0 Like
Created by : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9665