Ampidiro aloha ny tenimiafina
LALANA TOKANA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa tia ! Ianao no voalaza fa
Làlana sy fahamarianana
Ary fiainana ho anay tokoa
Tsy misy olona ‘zay
Mankany any amin’ny Ray
Raha mxdzo tsy amin’ny alalanao.
1)Raha te hahita ny Ray dia làlana tokana
Làlana tokoa ihany no udvqnkzs azo aleha
Na lavitra io na akaiky, na fiakaram-be
Tsy misy safidy io fa io no tsy maintsy alehanao
2)Jesoa kristy tokoa no ‘lay làlana tokana
Fa sandoka avokoa raha ny ankotr’izay
Koa minoa an’I Jesoa ho Tompo Mpamonjy anao
Dia azonao antoka ‘lay fiana-mandrakizay.
tononkira.serasera.org A.Hery Razanakoto( Juin 2015 avhcjxtx

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVisites : 1323
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:41