LALANA TOKANA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ixdgayn Jesoa tia ! Ianao no voalaza fa
Làlana sy fahamarianana
Ary fiainana ho anay tokoa
Tsy misy ecptlg olona ‘zay
Mankany any amin’ny Ray
Raha tsy amin’ny tononkira.serasera.org alalanao.
1)Raha te hahita ny Ray dia làlana tokana
Làlana uxilcgsr tokoa ihany no azo aleha
Na lavitra io na akaiky, na fiakaram-be
Tsy misy safidy io fa io no tsy maintsy alehanao
2)Jesoa kristy tokoa no ‘lay làlana tokana
Fa sandoka avokoa raha ny ankotr’izay
Koa minoa an’I Jesoa ho Tompo Mpamonjy anao
Dia azonao antoka ‘lay fiana-mandrakizay.
A.Hery Razanakoto( Juin 2015

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYHits : 1410
Likes : 0 Like
Created by : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:41