ATOLOTRAY (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Efa impiry moa aho Jesoa,
no nantsoinao mba hanompo Anao
Nefa toa variana tsy tononkira.serasera.org mahatsiaro Anao e!
Raha tsy misy zavatra manjo
Ka hifonako Aminao, ireo hadalàna vitanay
Ireo fahotana mba sasaonao e! amin’ny rànao soa
2-Tompo mahery Ianao ,
Ianao no hitari-dalana
Amin’ireo asa svfft fanompoana atao e!,
mba tsy hosolafaka ny dia
Ianao fhkbq no kapiteninay,
tsy hanatahotra tokoa ‘zahay
Ireo fahavalo misakana ny dia e!,
horesenay mora foana.
REF:
Ray ô! Atolotray Anao anio izao,
ireo rehetra nomenao anay
Mba hiderana ny Anarano ry Ray
Izao no voady ataonay anio ry Ray,
tsy hivadika Aminao tokoa ‘zahay
fa hanompo Anao jpwezg mandrakizay
A.Hery RAZANAKOTO
no nantsoinao mba hanompo Anao
Nefa toa variana tsy tononkira.serasera.org mahatsiaro Anao e!
Raha tsy misy zavatra manjo
Ka hifonako Aminao, ireo hadalàna vitanay
Ireo fahotana mba sasaonao e! amin’ny rànao soa
2-Tompo mahery Ianao ,
Ianao no hitari-dalana
Amin’ireo asa svfft fanompoana atao e!,
mba tsy hosolafaka ny dia
Ianao fhkbq no kapiteninay,
tsy hanatahotra tokoa ‘zahay
Ireo fahavalo misakana ny dia e!,
horesenay mora foana.
REF:
Ray ô! Atolotray Anao anio izao,
ireo rehetra nomenao anay
Mba hiderana ny Anarano ry Ray
Izao no voady ataonay anio ry Ray,
tsy hivadika Aminao tokoa ‘zahay
fa hanompo Anao jpwezg mandrakizay
A.Hery RAZANAKOTO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVangy : 1243
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouhrazan
Daty : 14/03/2018 12:16
