ATOLOTRAY (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Efa impiry tononkira.serasera.org moa aho Jesoa,
no nantsoinao mba hanompo Anao
Nefa toa variana tsy mahatsiaro Anao e!
Raha tsy misy zavatra manjo
Ka hifonako Aminao, vuharbnp ireo hadalàna vitanay
Ireo fahotana pghhcjzd mba sasaonao e! amin’ny rànao soa
2-Tompo mahery Ianao ,
Ianao no hitari-dalana
Amin’ireo asa fanompoana atao e!,
mba tsy hosolafaka ny dia
Ianao no kapiteninay,
tsy tjgi hanatahotra tokoa ‘zahay
Ireo fahavalo misakana ny dia e!,
horesenay mora foana.
REF:
Ray ô! Atolotray Anao anio izao,
ireo rehetra nomenao anay
Mba hiderana ny Anarano ry Ray
Izao no voady ataonay anio ry Ray,
tsy hivadika Aminao tokoa ‘zahay
fa hanompo Anao mandrakizay
A.Hery RAZANAKOTO
no nantsoinao mba hanompo Anao
Nefa toa variana tsy mahatsiaro Anao e!
Raha tsy misy zavatra manjo
Ka hifonako Aminao, vuharbnp ireo hadalàna vitanay
Ireo fahotana pghhcjzd mba sasaonao e! amin’ny rànao soa
2-Tompo mahery Ianao ,
Ianao no hitari-dalana
Amin’ireo asa fanompoana atao e!,
mba tsy hosolafaka ny dia
Ianao no kapiteninay,
tsy tjgi hanatahotra tokoa ‘zahay
Ireo fahavalo misakana ny dia e!,
horesenay mora foana.
REF:
Ray ô! Atolotray Anao anio izao,
ireo rehetra nomenao anay
Mba hiderana ny Anarano ry Ray
Izao no voady ataonay anio ry Ray,
tsy hivadika Aminao tokoa ‘zahay
fa hanompo Anao mandrakizay
A.Hery RAZANAKOTO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVisites : 1344
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:16
