Atolotray (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Efa impiry moa aho Jesoa,
no nantsoinao mba hanompo Anao
Nefa toa variana tsy mahatsiaro Anao e!
Raha tsy misy zavatra manjo
Ka hifonako Aminao, ireo hadalàna vitanay
Ireo fahotana mba sasaonao e! amin’ny rànao soa
2.Tompo mahery Ianao ,
Ianao no hitari-dalana
Amin’ireo asa fanompoana atao e!,
mba tsy hosolafaka ny dia
Ianao tononkira.serasera.org no kapiteninay,
tsy hanatahotra tokoa ‘zahay
Ireo fahavalo misakana ny dia e!,
horesenay mora foana.
Ray ô! Atolotray Anao anio qkseazk izao,
ireo rehetra nomenao anay
Mba hiderana ny Anarano ry Ray
Izao no voady ataonay anio ry Ray,
tsy hivadika Aminao tokoa ‘zahay
fa eojwaq hanompo Anao mandrakizay
vgstjnd A. Hery RAZANAKOTO
no nantsoinao mba hanompo Anao
Nefa toa variana tsy mahatsiaro Anao e!
Raha tsy misy zavatra manjo
Ka hifonako Aminao, ireo hadalàna vitanay
Ireo fahotana mba sasaonao e! amin’ny rànao soa
2.Tompo mahery Ianao ,
Ianao no hitari-dalana
Amin’ireo asa fanompoana atao e!,
mba tsy hosolafaka ny dia
Ianao tononkira.serasera.org no kapiteninay,
tsy hanatahotra tokoa ‘zahay
Ireo fahavalo misakana ny dia e!,
horesenay mora foana.
Ray ô! Atolotray Anao anio qkseazk izao,
ireo rehetra nomenao anay
Mba hiderana ny Anarano ry Ray
Izao no voady ataonay anio ry Ray,
tsy hivadika Aminao tokoa ‘zahay
fa eojwaq hanompo Anao mandrakizay
vgstjnd A. Hery RAZANAKOTO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVisites : 1314
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 09/03/2018 08:29
