Mahery Ianao (Sekoly Alahady Mihira Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N'inona midona mihatra cvvfg amiko
N'inona mandratra mankarary fo
Eo Ianao, eo tononkira.serasera.org Ianao
N'iza fahavalo te amely ahy
Raha sendra ka mahery ny fankam-panahy
Ianao, eo Ianao
Ref: Fa Ianao, fa Ianao
skbwn Mahery ianao *2
Na lavitra ny lalana alehako
Na dezaka fiankarana andehanako
eo Ianao, eo Ianao
Na khwsdv maro ny mpanenjika ankahala ahy
Mino sy matoky fa Ianao mahay
Ianao, Eo Ianao
Mitsangana aho fa manana Anao
Matanjaka aho fa tantananao
Hiady aho tsy ho resy fa hivoka ho mpandresy Aminao*4
N'inona mandratra mankarary fo
Eo Ianao, eo tononkira.serasera.org Ianao
N'iza fahavalo te amely ahy
Raha sendra ka mahery ny fankam-panahy
Ianao, eo Ianao
Ref: Fa Ianao, fa Ianao
skbwn Mahery ianao *2
Na lavitra ny lalana alehako
Na dezaka fiankarana andehanako
eo Ianao, eo Ianao
Na khwsdv maro ny mpanenjika ankahala ahy
Mino sy matoky fa Ianao mahay
Ianao, Eo Ianao
Mitsangana aho fa manana Anao
Matanjaka aho fa tantananao
Hiady aho tsy ho resy fa hivoka ho mpandresy Aminao*4
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sekoly Alahady Mihira AnosivavakaVangy : 1124
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FnlHna
Daty : 02/08/2022 18:53
