Mahery Ianao (Sekoly Alahady Mihira Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N'inona midona mihatra amiko
N'inona tononkira.serasera.org mandratra mankarary fo
Eo Ianao, eo Ianao
N'iza fahavalo te amely ahy
Raha sendra ka mahery ny fankam-panahy
Ianao, eo Ianao
Ref: Fa Ianao, fa Ianao
Mahery ianao *2
Na lavitra ny lalana alehako
Na dezaka yvxhl fiankarana andehanako
eo Ianao, eo Ianao
Na zadcrk maro ny mpanenjika ankahala aflupb ahy
Mino sy matoky fa Ianao mahay
Ianao, Eo Ianao
Mitsangana aho fa manana Anao
Matanjaka aho fa tantananao
Hiady aho tsy ho resy fa hivoka ho mpandresy Aminao*4
N'inona tononkira.serasera.org mandratra mankarary fo
Eo Ianao, eo Ianao
N'iza fahavalo te amely ahy
Raha sendra ka mahery ny fankam-panahy
Ianao, eo Ianao
Ref: Fa Ianao, fa Ianao
Mahery ianao *2
Na lavitra ny lalana alehako
Na dezaka yvxhl fiankarana andehanako
eo Ianao, eo Ianao
Na zadcrk maro ny mpanenjika ankahala aflupb ahy
Mino sy matoky fa Ianao mahay
Ianao, Eo Ianao
Mitsangana aho fa manana Anao
Matanjaka aho fa tantananao
Hiady aho tsy ho resy fa hivoka ho mpandresy Aminao*4
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Sekoly Alahady Mihira AnosivavakaVisites : 1123
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FnlHna
Date : 02/08/2022 18:53
