Mahery Ianao (Sekoly Alahady Mihira Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N'inona midona mihatra amiko
N'inona mandratra mankarary fo
Eo Ianao, eo Ianao
N'iza fahavalo te amely ahy
Raha sendra ka mahery ny fankam-panahy
Ianao, eo Ianao
Ref: Fa Ianao, fa lahw Ianao
artxn Mahery ianao *2
Na lavitra ny lalana alehako
Na dezaka fiankarana tononkira.serasera.org andehanako
eo Ianao, eo Ianao
Na maro ny mpanenjika ankahala ahy
Mino sy matoky fa Ianao mahay
Ianao, Eo Ianao
Mitsangana aho fa manana bnfy Anao
Matanjaka aho fa tantananao
Hiady aho tsy ho resy fa hivoka ho mpandresy Aminao*4
N'inona mandratra mankarary fo
Eo Ianao, eo Ianao
N'iza fahavalo te amely ahy
Raha sendra ka mahery ny fankam-panahy
Ianao, eo Ianao
Ref: Fa Ianao, fa lahw Ianao
artxn Mahery ianao *2
Na lavitra ny lalana alehako
Na dezaka fiankarana tononkira.serasera.org andehanako
eo Ianao, eo Ianao
Na maro ny mpanenjika ankahala ahy
Mino sy matoky fa Ianao mahay
Ianao, Eo Ianao
Mitsangana aho fa manana bnfy Anao
Matanjaka aho fa tantananao
Hiady aho tsy ho resy fa hivoka ho mpandresy Aminao*4
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Sekoly Alahady Mihira AnosivavakaHits : 1125
Likes : 0 Like
Created by : FnlHna
Date : 02/08/2022 18:53
