Kasiho (Sekoly Alahady Mihira Anosivavaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonjeo fa marary aho
ka mila Anao ry Ray
fa miha marefo re ny ara-panahy
ka mila Anao izahay
Omeo hery fahefana
ahafahako mandresy ho afaka amin'ny fangejana
mila vonjy Aminao re zahay
Kasiho re ry Ray

Ref: Kasiho aho ry Ray
Mba ahay andeha araka ny fanahy
Toroy lalàna aho
Mba anao izay sitrakao
Ny heloko avelao.

Fohazy aho fa variana
Amin'izao tontolo izao
mbola manao ny ratsy izay fanao
ka tsy mijery Anao
Omeo hery fahendrena
ahafahako manohitra ny ditra sy agegena
mila vonjy Aminao re zahay
Kasiho re ry Ray

Ref:

Vonjeo aho
Anaro aho
Kasiho aho *8

Ref
--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 31/07/2022 07:22)
Ny tsipelina tena izy dia hoe Kasiho, satria Kasika no fototeny
FnlHna ( 01/08/2022 09:33)
Salama Tompoko
Mankasitraka indrindra amin'ny fanamarihana,
Mirary soa
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sekoly Alahady Mihira Anosivavaka
Vangy : 494
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FnlHna
Daty : 31/07/2022 07:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3883