OMEO FAMELANA (Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy takona hafenina fa mibaribari
ireo loton'ny skni fonay ry andriananahary
kanefa dia tsy foinao hatramizao
dia indro fa mbola navela hideranao tononkira.serasera.org ry ray
ref:jesosy o!jereo eee
aza avelanao irery,tantano
ny fonay maloto llpmt diovy,omeo...
omeo famelàna ho mendrika anao
Tsy takona hafenina fa miseho lany
ireo rendrarendra manaitra eto antany
kanefa ry tompo soa ihany hatramizao
dia indro fa mbola navela hiantso xlanz anao ry ray.
ireo loton'ny skni fonay ry andriananahary
kanefa dia tsy foinao hatramizao
dia indro fa mbola navela hideranao tononkira.serasera.org ry ray
ref:jesosy o!jereo eee
aza avelanao irery,tantano
ny fonay maloto llpmt diovy,omeo...
omeo famelàna ho mendrika anao
Tsy takona hafenina fa miseho lany
ireo rendrarendra manaitra eto antany
kanefa ry tompo soa ihany hatramizao
dia indro fa mbola navela hiantso xlanz anao ry ray.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Sampana Tanora Kristianina Zandriny ambondrona firaisana(STKZa ambodrona firaisana)Hits : 1519
Likes : 0 Like
Created by : dan09
Date : 20/11/2016 09:55
