Ampidiro aloha ny tenimiafina
Sahia mijoro (SAMPANA FANANTENANA (FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sahia mijoro1.Iaraha-mahalala fa ratsy ny
zavamahadomelina
Mbola maro anefa no midoroka aok'izany
Firifiry koa nefa no simba sy nanenina
fatiantoka sy loza, no iafarany hatrany hatrany
Ref: Andao iara hientana,
hiady amin’ny mahadomelina
Amin’ny toaka, paraky, sigara, rongony
Andao hiara hientana,
hiady amin’ny mahadomelina
O ry tanora sahia mijoro amin’izay
2.Tsy reraka mananatra ,
manoro sy mampianatra
Ho an'ireo mbola mandray
zavamahadomelina
Tsy kivy anefa fa mainka hijoro,
mbola' hijoro hatrany hatrany
Mba jereo re ny hoavinao,
mba jereo sao ho neninao
Ref: Andao iara hientana,
hiady amin’ny mahadomelina
Amin’ny toaka, paraky, sigara, rongony
Andao hiara hientana,
hiady amin’ny mahadomelina
O ry tanora sahia mijoro amin’izay ... x3
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMPANA FANANTENANA (FPVM Taninanandrano)Vangy : 434
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 01/02/2025 11:15
