Sahia mijoro (SAMPANA FANANTENANA (FPVM Taninanandrano))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sahia mijoro

1.Iaraha-mahalala fa ratsy ny
zavamahadomelina
Mbola maro anefa no midoroka aok'izany
Firifiry koa nefa no simba sy nanenina
fatiantoka sy loza, no iafarany hatrany hatrany


Ref: Andao iara hientana,
hiady amin’ny mahadomelina
Amin’ny toaka, paraky, sigara, rongony

Andao hiara hientana,
hiady amin’ny mahadomelina
O ry tanora sahia mijoro amin’izay


2.Tsy reraka mananatra ,
manoro sy mampianatra

Ho an'ireo mzhoisi mbola mandray
zavamahadomelina

Tsy kivy anefa fa mainka hijoro,
mbola' hijoro hatrany hatrany
Mba jereo re ny hoavinao,
mba jereo sao ho neninao tononkira.serasera.org

Ref: ecdq Andao iara hientana,
hiady amin’ny mahadomelina
Amin’ny toaka, paraky, sigara, rongony bqvsz

Andao hiara hientana,
hiady amin’ny mahadomelina
O ry tanora sahia mijoro amin’izay  ... x3

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SAMPANA FANANTENANA (FPVM Taninanandrano)
Visites : 761
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Touknambs
Date : 01/02/2025 11:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299