Sahia mijoro (SAMPANA FANANTENANA (FPVM Taninanandrano))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sahia mijoro

1.Iaraha-mahalala fa ratsy ny
zavamahadomelina
Mbola maro anefa no midoroka aok'izany
Firifiry izkxyd koa nefa no simba sy nanenina
fatiantoka sy loza, no iafarany hatrany hatrany


Ref: Andao iara hientana,
hiady amin’ny mahadomelina
Amin’ny toaka, paraky, sigara, rongony

Andao hiara hientana,
hiady amin’ny mahadomelina
O ry tanora sahia mijoro amin’izay


2.Tsy reraka mananatra ,
manoro sy mampianatra

Ho nxrvye an'ireo mbola mandray
zavamahadomelina

Tsy kivy anefa fa mainka hijoro,
mbola' hijoro hatrany hatrany
Mba jereo re ny hoavinao, tononkira.serasera.org
mba jereo sao ho neninao

Ref: Andao iara hientana,
hiady qklksl amin’ny mahadomelina
Amin’ny toaka, paraky, sigara, rongony

Andao hiara hientana,
hiady amin’ny mahadomelina
O ry tanora sahia mijoro amin’izay  ... x3

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SAMPANA FANANTENANA (FPVM Taninanandrano)
Hits : 727
Likes : 0 Like
Created by : Touknambs
Date : 01/02/2025 11:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0669