Misaotra Anao 'zahay (SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao 'zahay
Misaotra Anao tononkira.serasera.org ry Ray
Misaotra Anao Tompo ô
Noho ny fitiavanao
Ka mihira ho Anao 'zahay
Mankalaza Anao ihctvvl zmutfs ry Ray
Ny feonay no asandratray
Hiderana Anao ry szec Ray
Ny anton'ny ihiranay, ho Anao ry Ray
Ny andihizanay, ho Anao ry Ray
Misaotra Anao ry Tomponay
Deraina Ianao mandrakizay
Misaotra Anao tononkira.serasera.org ry Ray
Misaotra Anao Tompo ô
Noho ny fitiavanao
Ka mihira ho Anao 'zahay
Mankalaza Anao ihctvvl zmutfs ry Ray
Ny feonay no asandratray
Hiderana Anao ry szec Ray
Ny anton'ny ihiranay, ho Anao ry Ray
Ny andihizanay, ho Anao ry Ray
Misaotra Anao ry Tomponay
Deraina Ianao mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEVangy : 1271
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sederaz
Daty : 11/02/2021 17:48
