Misaotra Anao 'zahay (SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao 'zahay
Misaotra Anao ry Ray
Misaotra Anao Tompo ô
Noho yrsr ny fitiavanao
Ka mihira ho Anao 'zahay
Mankalaza Anao ry Ray
Ny omsagbf feonay tononkira.serasera.org no asandratray
Hiderana Anao hmopmt ry Ray
Ny anton'ny ihiranay, ho Anao ry Ray
Ny andihizanay, ho Anao ry Ray
Misaotra Anao ry Tomponay
Deraina Ianao mandrakizay
Misaotra Anao ry Ray
Misaotra Anao Tompo ô
Noho yrsr ny fitiavanao
Ka mihira ho Anao 'zahay
Mankalaza Anao ry Ray
Ny omsagbf feonay tononkira.serasera.org no asandratray
Hiderana Anao hmopmt ry Ray
Ny anton'ny ihiranay, ho Anao ry Ray
Ny andihizanay, ho Anao ry Ray
Misaotra Anao ry Tomponay
Deraina Ianao mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEHits : 1347
Likes : 1 Like
Created by : Sederaz
Date : 11/02/2021 17:48
