Diovy ny fonay (SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo:
Tompo ô! Arovy izahay
Fa be ireo manadala, manimba ny fonay
Tompo ô! Zoky malalanay
Tahio 'zahay zandrinao hanaraka Anao
Refrain:
Avia Fanahy ô! Midìna Ianao
Ny fahasoavanao (no) hameno ny fonay
Avia Fanahy ô! Ho eto aminay
Henoy uwjkgaod ny ijvb hatakay, diovy ny fonay
Solo:
Derainay, derainay, derainay ny Anaranao
Bridge:
Masina, masina, masina Ianao ry Ray
Derainay, derainay, derainay ny Anaranao
Masina, masina, masina Ianao ry Ray
Refrain2: (x2)
Fanahy ô! Midina Ianao
Ny fahasoavanao (no) hameno tononkira.serasera.org ny fonay
Avia Fanahy ô! Ho eto aminay
Henoy dwvxpgh ny hatakay, diovy ny fonay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEVangy : 2247
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sedera01
Daty : 22/01/2018 10:07