Tonga nidina tety (SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga nidina tety,ny Mesia,ny Mesia
Tonga nidina tety mba hamonjy ahy sy ianao. (x2)

Couplet:
Fitia lehibe tokoa
Tsy manam-paharoa
Ny fitia nasehon'ilay Tsitoha
Ka nidina tety
Nandao ny fanjakany i Kristy
Hamonjy ny olona
No nahatongavany tety

Refrain:(x2)
Tonga nidina tety
Mba hamonjy antsika ety
Tonga nidina tety
Mba hamonjy ilay Mesia

Couplet:
Fitia lehibe tokoa
Tsy manam-paharoa
Ny fitia nasehon'ilay Tsitoha
Ka nidina tety
Nandao ny fanjakany i Kristy
Hamonjy ny olona
No nahatongavany tety

Refrain:(x2)
Tonga nidina tety
Mba hamonjy antsika ety
Tonga nidina tety
Mba hamonjy ilay Mesia

Bridge:
ôôô!Jesoa 'lay Mesia!
Nahafoy ny ainy ho ahy (x6)

Tonga nidina tety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE
Vangy : 826
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sederaz
Daty : 19/04/2019 22:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0797