Inty aho, iraho aho (S.A Voatsinampy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha izao hatrizay,
tsy mbola misy tiako hafa tsy ianao
ka na fifaliana ,na ranomaso
dia hisaorako anao ry ray!
ref: ka ny fiainako jesosy ô!
rudjgvw tononkira.serasera.org d'efa anao aho mandrakizay
miantso ahy ianao hoe pvhywde :
iza no ande ho irako
qgvwbste de hoy aho hoe: inty aho iraho!!
Hanadratra anao aho
f'efa nanitona ahy hiakatra ianao
ka tsy nataonao fifalin'ny fahavalokao
dia hisaorako anao ry ray
tsy mbola misy tiako hafa tsy ianao
ka na fifaliana ,na ranomaso
dia hisaorako anao ry ray!
ref: ka ny fiainako jesosy ô!
rudjgvw tononkira.serasera.org d'efa anao aho mandrakizay
miantso ahy ianao hoe pvhywde :
iza no ande ho irako
qgvwbste de hoy aho hoe: inty aho iraho!!
Hanadratra anao aho
f'efa nanitona ahy hiakatra ianao
ka tsy nataonao fifalin'ny fahavalokao
dia hisaorako anao ry ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : S.A VoatsinampyVangy : 556
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vanessaPARANIAINA
Daty : 20/06/2024 14:42
