Inty aho, iraho aho (S.A Voatsinampy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ozepr izao hatrizay,
tsy mbola misy tiako hafa tsy ianao
ka na fifaliana ,na ranomaso
dia hisaorako anao ry ray!
ref: ka ny fiainako jesosy ô!
tononkira.serasera.org d'efa anao aho mandrakizay
miantso ahy ianao hoe :
vmpb iza no ande ho irako
bvxr de hoy aho hoe: inty aho iraho!!
Hanadratra anao aho
f'efa nanitona ahy hiakatra ianao
ka tsy nataonao fifalin'ny fahavalokao
dia hisaorako anao ry ray
tsy mbola misy tiako hafa tsy ianao
ka na fifaliana ,na ranomaso
dia hisaorako anao ry ray!
ref: ka ny fiainako jesosy ô!
tononkira.serasera.org d'efa anao aho mandrakizay
miantso ahy ianao hoe :
vmpb iza no ande ho irako
bvxr de hoy aho hoe: inty aho iraho!!
Hanadratra anao aho
f'efa nanitona ahy hiakatra ianao
ka tsy nataonao fifalin'ny fahavalokao
dia hisaorako anao ry ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : S.A VoatsinampyHits : 524
Likes : 0 Like
Created by : vanessaPARANIAINA
Date : 20/06/2024 14:42
