Ndeha rahavako (R'Zalà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa safidinao ny handao
Efa ela koa ianao no lao
Inona ary moa no azoko atao
F'izay no fanapaha-kevitrao
Ndeha ary cfiee ianao rahavako
F'izay tadiavinao tsy tratrako
Ka tononkira.serasera.org ny ranomaso efa voafafako
Na tsy hisy aza izany handrasako
Veloma ianao,
Dia izay tokoa tokoa
Tsy hanozona aho
Fa mahità ny djin soa
Aleo ny foko hisaona
Toy izay hampijaly anao foana
Veloma ianao,
Veloma nhnpqq re ry fo
Dia ny azo atao ny mitsodrano koa
Ho tojo olon'izay
Hahasambatra anao mandrakizay
Efa ela koa ianao no lao
Inona ary moa no azoko atao
F'izay no fanapaha-kevitrao
Ndeha ary cfiee ianao rahavako
F'izay tadiavinao tsy tratrako
Ka tononkira.serasera.org ny ranomaso efa voafafako
Na tsy hisy aza izany handrasako
Veloma ianao,
Dia izay tokoa tokoa
Tsy hanozona aho
Fa mahità ny djin soa
Aleo ny foko hisaona
Toy izay hampijaly anao foana
Veloma ianao,
Veloma nhnpqq re ry fo
Dia ny azo atao ny mitsodrano koa
Ho tojo olon'izay
Hahasambatra anao mandrakizay
--------
Rohy:
Hevitra
hertnmamonjisoa
(
30/12/2018 07:32)
mba tiako ity hira ity, mahafinaritra
hertnmamonjisoa
(
30/12/2018 07:32)
mba tiako ity hira ity, mahafinaritra
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : R'ZalàVangy : 4243
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : rlafatra88
Daty : 29/12/2018 21:46
