Ndeha rahavako (R'Zalà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa safidinao ny handao
Efa ela koa ianao tononkira.serasera.org no lao
Inona xbom ary moa no azoko atao
F'izay no fanapaha-kevitrao
Ndeha ary ianao rahavako
F'izay tadiavinao tsy tratrako
Ka ny ranomaso efa voafafako
Na tsy hisy aza izany handrasako
Veloma ianao,
Dia izay tokoa tokoa
Tsy hanozona aho
Fa mahità ny soa
Aleo ny foko ikdih hisaona
Toy izay hampijaly anao foana
Veloma ianao,
Veloma re ry fo
Dia ny voqwc azo atao ny mitsodrano koa
Ho tojo olon'izay
Hahasambatra anao mandrakizay
Efa ela koa ianao tononkira.serasera.org no lao
Inona xbom ary moa no azoko atao
F'izay no fanapaha-kevitrao
Ndeha ary ianao rahavako
F'izay tadiavinao tsy tratrako
Ka ny ranomaso efa voafafako
Na tsy hisy aza izany handrasako
Veloma ianao,
Dia izay tokoa tokoa
Tsy hanozona aho
Fa mahità ny soa
Aleo ny foko ikdih hisaona
Toy izay hampijaly anao foana
Veloma ianao,
Veloma re ry fo
Dia ny voqwc azo atao ny mitsodrano koa
Ho tojo olon'izay
Hahasambatra anao mandrakizay
--------
Lien:
Commentaires
hertnmamonjisoa
(
30/12/2018 07:32)
mba tiako ity hira ity, mahafinaritra
hertnmamonjisoa
(
30/12/2018 07:32)
mba tiako ity hira ity, mahafinaritra
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : R'ZalàVisites : 3771
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : rlafatra88
Date : 29/12/2018 21:46
