Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ndeha hilalao (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tianao ’ndeha hilalao
Fa kpmh androntsika izao
Dia kendreo hifanaraka, hirindra
Ny fihetsika rehetra sy xemsci famindra
Ravaho hehy ny tarehy
Fa hisoritra nfnrp fahazavana
Ivelaran’ilay hatanorana
Hatanorana
Rotsirotsy manan’amby
Angolangola tambitamby
O kalokalo sy hehy
No mameno tononkira.serasera.org ny tarehy
Raha tianao...
Fa kpmh androntsika izao
Dia kendreo hifanaraka, hirindra
Ny fihetsika rehetra sy xemsci famindra
Ravaho hehy ny tarehy
Fa hisoritra nfnrp fahazavana
Ivelaran’ilay hatanorana
Hatanorana
Rotsirotsy manan’amby
Angolangola tambitamby
O kalokalo sy hehy
No mameno tononkira.serasera.org ny tarehy
Raha tianao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RR MajungaVangy : 12055
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bitika
Daty : 15/01/2003 12:17
